angano

Categorie: Angano

tokin'aina ny marina atao

TOKIN' AINA NY MARlNA ATAO. Nisy, hono, vehivavy anankiray sy ny zanany izay reradreraka tamin'ny fivelomana, ka nanihika no mba nataony filana. Nefa na dia nahantra fadiranovana aza izy, dia nofadiny mihitsy ny halatra. Indray andro dia sendra nanihika tany an-keniheny izy mianaka ka tratra...

ireny kamboty ireny

    Nanomboka teo hono dia irery i kamboty,teo anilan’ireny bibidia miselontselona.Rehefa ela anefa ny ela dia indro lavabato iray .tsy nisalasala hono I kamboty fa nitsofoka avy hatrany tanaty ilay lavabato ka inona hoy ianareo fa indro sakafo sy entana maro,nofonkena,sobika...

resim-pahoriana ka namitaka

  1 Niainga, hono, ity zanak'olona mpanankarena sy ity zanak'olo-malahelo mba hamandri-borona, ka nahazo vorona roa ilay zanak'olo-malahelo ; fa ilay zanaky ny mpanankarena kosa tsy mba nahazo. Dia niteny tamin' ilay zanak'olo-malahelo izy hoe : " Aiza hovidiko ireto...

ny volana sy ny masoandro

  Ingahy masoandro sy ramatoa ravolana hono dia mpivady fehizay.Nananjanaka izy ireo ka ny lahimatoa dia ny kintana fa ny ankoholahy kosa no manaraka.Tsy mifanaratsaina anefa hono izy mirahalahy ireo fa I kintana dia tia an-dreniny kokoa raha toa ka iakoholahy kosa dia tia...

Isanga

  fahiny elabe hono tovolahy iray natsoina hoe Isanga,tovolahy mahantra ,tovolahy tsizarizary fiainana nefa kosa feno fahendrena.     Tahaka ny fanao mahazatra hono ,ny Mpanjaka fahiny,isan-taona, dia mamory ny vahoaka teo amin'ny fiandrihanany ka manao fety lehibe mba...

trimobe sy fara

  trimobe et Rafara: Une petite fille, abandonnée dans les bois par ses deux méchantes sœurs, rencontre le monstre Trimobe, qui lui dit : " Tu seras ma fille Rafara." Il l’emmène chez lui, l’enferme dans son antre et la...

Izy mivady

  Nisy hono mpivady iray nahantra aok’izany ka mba hahazoam-bola kely nenty niady tamin’ny fiainana dia mikapa azo any an’ala rangahy fa ramatoa kosa nikarakara tokantrano.         Indray andro anefa hono,dia tahaka ny fanaony mahazatra...

Ifaralahy

  fahiny elabe hono dia nisy fanjakana kely nanana mpanjaka hendry aok’izany ka niadam-pinaritra ery ny vahoaka nentiny.Kanefa hono na dia faly sy finaritra aza ny vahoaka,dia teo ihany ny indro kely teo anivon’ny fanjakana satria na dia naniry anaka aza ny mpanjaka mivady dia...
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb