Categorie: Angano
TOKIN' AINA NY MARlNA ATAO. Nisy, hono, vehivavy anankiray sy ny zanany izay reradreraka tamin'ny fivelomana, ka nanihika no mba nataony filana. Nefa na dia nahantra fadiranovana aza izy, dia nofadiny mihitsy ny halatra. Indray andro dia sendra nanihika tany an-keniheny izy mianaka ka tratra...
Nanomboka teo hono dia irery i kamboty,teo anilan’ireny bibidia miselontselona.Rehefa ela anefa ny ela dia indro lavabato iray .tsy nisalasala hono I kamboty fa nitsofoka avy hatrany tanaty ilay lavabato ka inona hoy ianareo fa indro sakafo sy entana maro,nofonkena,sobika...
1 Niainga, hono, ity zanak'olona mpanankarena sy ity zanak'olo-malahelo mba hamandri-borona, ka nahazo vorona roa ilay zanak'olo-malahelo ; fa ilay zanaky ny mpanankarena kosa tsy mba nahazo. Dia niteny tamin' ilay zanak'olo-malahelo izy hoe : " Aiza hovidiko ireto...
Ingahy masoandro sy ramatoa ravolana hono dia mpivady fehizay.Nananjanaka izy ireo ka ny lahimatoa dia ny kintana fa ny ankoholahy kosa no manaraka.Tsy mifanaratsaina anefa hono izy mirahalahy ireo fa I kintana dia tia an-dreniny kokoa raha toa ka iakoholahy kosa dia tia...
fahiny elabe hono tovolahy iray natsoina hoe Isanga,tovolahy mahantra ,tovolahy tsizarizary fiainana nefa kosa feno fahendrena. Tahaka ny fanao mahazatra hono ,ny Mpanjaka fahiny,isan-taona, dia mamory ny vahoaka teo amin'ny fiandrihanany ka manao fety lehibe mba...